Aza Avelanao

Aza Avelanao şarkı sözleri

Süre3:47
Orijinal dilEO
Görüntülenme256
Şarkı sözü koordinatları

Orijinal sözler

EO
Çeviri henüz yok. Orijinal sözler gösteriliyor.
18
Ny tenako aty fa ny saiko mbola any Mola mahatsiaro anao tsy te anadino anao Maso mikipy tsy te ahita ilay loko Te hijery anao mbola mahatadidy anao Mety ho resy ny andro Fa ny tena tsy handady Satria mbola misy miandry Any lavitra any Tsy maintsy miverina Fa miandry ilay fandriana mafana Eo akaikinao Aza avelanao irery aho Na izay eritreritra kaly Natokana ho antsika Aza avelanao mody aho Raha tsy mitondran'ilay masoandro Natokana ho anao Aza avelanao homody ôôô Raha mafy ny ady ka Miandry izany zany ahoana? Ny foko tsy te hitalaho Satria mbola misy anao Masoandro nokendreko Ny alahelo manery Mitady ny herinao ao anatiko ao Tsy adalana ity fo Na rediredy ny loha No nandaozako anao mbola tia Fa nahatsiaro ireo Ka raiso an-tanan-droa Fa mitady anjara masoandro