Hino de Madagascar

Hino de Madagascar 歌詞

ジャンルMarches / Anthems
時間1:01
原文言語AF
閲覧数4.8K
歌詞座標

原文歌詞

AF
翻訳はまだありません。原文を表示しています。
18
Ry Tanindrazanay malala ô! Ry Madagasikara soa Ny Fitiavanay anao tsy miala Fa ho anao, ho anao doria tokoa Tahionao ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hanompoana anao Ny tena sy fo fanahy anananay 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa Tahionao ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hitahiana anao Ka Ilay Nahary 'zao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao Tahionao ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay Tahionao ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay